8 thoughts on “ Ny Tia Sy Ny Tiana (Misy Hery) ”

  1. Oct 29,  · 50+ videos Play all Mix - ALISON - Ny tia sy ny tiana YouTube Mahay ny zavatra rehetra // Rija Rasolondraibe // Paroles - Duration: heavenellie 1,, views.
  2. Misy hery, misy hery iray tsy hay resena Misoko mangina tsy hay fefena Satry, satry foana hiara-dia Hifampitantana mila ankamantatra Ianao, ianao eny ianao No miaina anatiko ao Miara-paly, miara-mijaly ny tia sy ny tiana Mitory firaisankina. Hametraka hevitra Midira aloha.
  3. Ny tia sy ny tiana no tafaray Fo ankiroa nefa tena iray Sasatra foana ny mpankahala Mpisompatra antsika e no lasa adala Ny mpisompatra antsika eny ho lasa adala Ny tia: mifamatotra mifangia Ny fo: mifanojo fa samy tia Tsy: an-tendromolotra f’ao anaty FTsiky dia ampyitia: miara-belona, miara-maty Tsy an-tendro molotra f’ao anaty, ny tia.
  4. See more of TIA SY TIANA/Tokatrano Sambatra on Facebook. Log In. Forgot account? or. Create New Account. Not Now. Community See All. .
  5. Tia mihaino sy mijery ary mpankafy NONO Ataovy bebe ny tonkira eto e. angovo (27/08/ ) ilay nataonareo hoe "dada vaovao": "DIVAORSA" no tena lohateniny. angovo (27/08/ ) Misy fanitsiana tiana hatao amin'ny lohatenin'ny hiran'i Nono Ilay nataonareo "folo taona": "FOANA" no tena lohateniny ary tononkiran'i Rado izy io.
  6. REHEFA TIA kalom-pifaliana no hiraina ilay tiana foana no ao an-tsaina fy sy mamy ery ny miaina REHEFA TIA Lasa nofy sy vinany, toy ny tsy ety an-tany REHEFA TIA KaneTsiky dia ampyfa eto an-tany tsy misy doria misy fiarafany na dia ny fitia Koa tsy mahagaga ra ny fitiavanao no nangatsiaka sy maty toa izao Vonona ny hitomany ka mandefitra hatrany.
  7. Tsy misy ny fahasarotam-piaro fa samy mahafantatra tsara ny toerana misy anay. Miresaka amin’ny alalan’ny aterneto foana izahay mivady rehefa misara-toerana”, hoy i Shyn. Misy hatrany ny fotoana iarahan’izy mivady miala sasatra sy mikarakara ny tokantrano na maro aza ny asan-dry zareo, araka ny nambaran’i Shyn hatrany.
  8. Tononkira Misy Naoty. 1. Raha hoe tsisy namana aho hoatr’izay, dia angamba aho efa tsy hay. ’Zao kosa aho te ho ando hampahery, ho an’ny hafa indray. Raha toa aho ’zao lasa tia tena, dia ho ketraka ny foko. Raha toa aho mahafoy tena, fifaliana maro loko, Fa tsy hitoloko.

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *